MIOMANA (STK Ambohijanaka fivoarana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  
Rehefa mifarana ny eto an- neef tany
  Hifakahita spebwvta any an-danitra any
  Izao no tsarovy sy ataovy an-tsaina
  ulkt Isika rehetra dia hotsaraina
hijinja ny vokatra izay nafafy

Sao re vao any vao hitomany ianao
Ka hikiakiaka sy hidradradra hoe
Raiso aho tompo tononkira.serasera.org fa aza lavinao
Raiso aho anisan ireo mpivavaka be

  Koa miomana dieny izao !
  Andriamanitra mbola mihaino anao !
  Eto eo aminy ny otanao
  Hitohy ihany hita io ianao
  Ho tsapanao fa ho sambatra ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : STK Ambohijanaka fivoarana
Visites : 2733
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RUFFIN ROHANS
Date : 24/12/2004 06:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0384