MIOMANA (STK Ambohijanaka fivoarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa tononkira.serasera.org mifarana ny ldsaj eto an- tany
Hifakahita any an-danitra any
Izao no tsarovy sy ataovy an-tsaina
Isika rehetra dia hotsaraina
hijinja ny mbfqfvrn vokatra izay nafafy
Sao re vao any vao hitomany ianao
Ka hikiakiaka sy hidradradra hoe
Raiso aho tompo fa aza lavinao
Raiso aho anisan ireo mpivavaka be
Koa miomana dieny izao !
Andriamanitra mbola mihaino anao !
Eto eo aminy ny otanao
Hitohy ihany hita io ianao
Ho tsapanao fa ho djdplxf sambatra ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK Ambohijanaka fivoaranaHits : 2783
Likes : 0 Like
Created by : RUFFIN ROHANS
Date : 24/12/2004 06:24
