TRANON'OMBY VE JESOA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tranon'omby ve JesoaNo mba ndray Anao
Raha tonga teto an-tany
Fa ny foko ve Jesoa
Tsy mendrika Anao
Noho ny fahotany
Tsy ho takatry ny saiko tokoa ry Tompo ô !
Fa raha tonga teto Ianao ho famonjena
Dia nanetry tena tanaty tranon'omby
Nolavinao ny lapa soa
Nefa kosa soa
(Ho tranon'omby)
Nefa kosa Tompo ô !
(Nefa kosa Tompo)
Tiako raha itoeranao anio ny
Ka ho mendrika Anao
(mendrika Anao)
Ka (mba) hadio (sy) ho tia
(ny misaotra) Anao tany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 750
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 03/02/2020 19:14