SALAMO FARANY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia midera, tononkira.serasera.org midera an’Andriamanitra
Amin’ny weyhepm fitoerany xsgn masina
Haleloia midera, midera Azy
Amin’ny habakabaky ny heriny
Midera Azy (x2)
Amin’ny habakabaky ny heriny, noho ny asany djbfcljw lehibe
Ny haben’ny voninahiny, amin’ny fitsofana ny anjomara
Amin’ny valiha, amin’ny lokanga
Amin’ny aponga ary amin’ny dihy
Amin’ny valiha, amin’ny lokanga
Amin’ny aponga tapaka, amin’ny kipantsona
Ny zava-maneno tendrena sy sodina
Ary ny kipantsona tsara feo
Amin’ny valiha, amin’ny lokanga
Amin’ny aponga ary amin’ny dihy
Aoka izay rehetra manam-pofon’aina
Samy hidera an’i Jehovah (x3)
Midera an’i Jehovah (x6)
Midera an’i Jehovah, an’i Jehovah
Midera an’i Jehovah
Amin’ny weyhepm fitoerany xsgn masina
Haleloia midera, midera Azy
Amin’ny habakabaky ny heriny
Midera Azy (x2)
Amin’ny habakabaky ny heriny, noho ny asany djbfcljw lehibe
Ny haben’ny voninahiny, amin’ny fitsofana ny anjomara
Amin’ny valiha, amin’ny lokanga
Amin’ny aponga ary amin’ny dihy
Amin’ny valiha, amin’ny lokanga
Amin’ny aponga tapaka, amin’ny kipantsona
Ny zava-maneno tendrena sy sodina
Ary ny kipantsona tsara feo
Amin’ny valiha, amin’ny lokanga
Amin’ny aponga ary amin’ny dihy
Aoka izay rehetra manam-pofon’aina
Samy hidera an’i Jehovah (x3)
Midera an’i Jehovah (x6)
Midera an’i Jehovah, an’i Jehovah
Midera an’i Jehovah
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 1264
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 03/02/2020 19:15
