RAHA TONGA ANIO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tonga anio avy ao anatin’ny rahona ao Jeso
Mba hanao ahoana re
Moa efa fjedewlb vita tsara ve ny fiaomanana
Handray ny Tompo lehibe
Ny hosana ve no hoventesina
Hampiseho ny fahavononanao
Sa ny vatolampy kosa no antsoinao
Ho avy hanarona anao
Raha tonga anio avy ao anatin’ny rahona ao Jeso
Hitsena ve ianao
Ho tampoka aminao sa efa nandrasanao
Izao fihaviany izao
Moa ny fifaliana sy ny avotra no antenainao
Ho entiny ho anao
Sa ny horohoro ary ny tahotra
No hameno ny ao anatinao
Raha tonga anio avy ao anatin’ny rahonaao Jeso
Moa ve tononkira.serasera.org mba fantatrao lkaea
Fa hiavaka ireo very
Ary ireo ho ao Salema vaovao
Nosasany ve ireo helokao ary hakariny ianao ary
Sa ho fiampangana cdlnmis hanameloka anao
Ny Rà nalatsany taty

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1835
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 29/01/2020 23:10