OMEO VONINAHITRA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo swhxr voninahitra
Ny Ray tononkira.serasera.org Tsitoha
Mitoria, miderà
Ary mankalaza (Ankalazao)
Ny anarany psawwdt masina, derao
Omeo voninahitra
Fa qageaik Tomponao
Ka hobio sy derao
Ary ankalazao (Ankalazao)
Ny anarany masina
Omeo voninahittra
Ny Tomponao
Tomponao (x2)
Ny anarany ankalazao (x2)
Ka derao sy hobio
Ny anarany masina
Ny Ray tononkira.serasera.org Tsitoha
Mitoria, miderà
Ary mankalaza (Ankalazao)
Ny anarany psawwdt masina, derao
Omeo voninahitra
Fa qageaik Tomponao
Ka hobio sy derao
Ary ankalazao (Ankalazao)
Ny anarany masina
Omeo voninahittra
Ny Tomponao
Tomponao (x2)
Ny anarany ankalazao (x2)
Ka derao sy hobio
Ny anarany masina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1359
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 29/01/2020 23:10
