NY BAIBOLY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/stk-ambatomena-antananarivo/ny-baiboly

(Eny misy)
Misy boky mahasoa,
Boky isa fa tsy roa
Hita ao Andriamanitra
Raiso ka vakio sy mba diniho

(Io tokoa io)
Io no harena nomena anao
Tano mafy mba ho fiainanao
Boky tena hamonjena anao
Raiso ka vakio sy mba diniho

(Eny misy)
Misy boky manan-jo
Boky mampiadam-po
Boky tena mahasambatra
Raiso ka vakio sy mba dinihotononkira.serasera.org

(Io tokoa io)
Io no harena nomena anao
Tano mafy mba ho fiainanao
Boky tena hamonjena anao
Raiso ka vakio sy mba diniho

(Eny misy)
Misy boky lovasoa
Boky isa fa tsy roa
Boky tena mampisandratra
Raiso ka vakio sy mba diniho

(Io tokoa io)
Io no harena nomena anao
Tano mafy mba ho fiainanao
Boky tena hamonjena anao
Raiso ka vakio sy mba diniho

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Mpamaky : 9
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jockl
Tamin'ny : 01/02/2020 08:41:36
ID : 12497

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo