NOELIN'AINA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noelin'aina, aina vaovao
Ho famonjena izao tontolo izao
Noelin'aina, aina vaovao
Ho famonjena izao tontolo izao
Teraka indray re Ilay Mesia
Faly sy ravo
Haleloia
Teraka indray re Ilay Mesia
Faly sy ravo
Haleloia
Haleloia Haleloia
Ka tononkira.serasera.org asandrato ny fihobiana
Hanakoako hatrany an-danitra any
Hirao ny Antema mahafinaritra
Haleloia Haleloia Haleloia
Ho an'Ilay Mpanavotra anao
Haleloia ampio Hosana
Haleloia Haleloia
Jereo ny fitiavan'i Jesoa
Famonjena tsy epgminw manam-paharoa
Derao ny Tompo
Derao re ny Tompo
Derao Derao fa be voninahitra
'Lay Mpanjaka tia anao
Tonga mba hamonjy anao
Atolory gfqvom Azy izao ny haja masina sy soa
'Lay Mpanjaka tia anao
Tonga mba hamonjy anao
Atolory Azy izao ny haja masina fypqhiz sy soa
'Lay Mesia Mpamonjy
Haleloia ampio Hosana
Haleloia Haleloia
Noelin'aina, aina vaovao
Ho famonjena izao tontolo izao
Ho famonjena izao tontolo izao
Noelin'aina, aina vaovao
Ho famonjena izao tontolo izao
Teraka indray re Ilay Mesia
Faly sy ravo
Haleloia
Teraka indray re Ilay Mesia
Faly sy ravo
Haleloia
Haleloia Haleloia
Ka tononkira.serasera.org asandrato ny fihobiana
Hanakoako hatrany an-danitra any
Hirao ny Antema mahafinaritra
Haleloia Haleloia Haleloia
Ho an'Ilay Mpanavotra anao
Haleloia ampio Hosana
Haleloia Haleloia
Jereo ny fitiavan'i Jesoa
Famonjena tsy epgminw manam-paharoa
Derao ny Tompo
Derao re ny Tompo
Derao Derao fa be voninahitra
'Lay Mpanjaka tia anao
Tonga mba hamonjy anao
Atolory gfqvom Azy izao ny haja masina sy soa
'Lay Mpanjaka tia anao
Tonga mba hamonjy anao
Atolory Azy izao ny haja masina fypqhiz sy soa
'Lay Mesia Mpamonjy
Haleloia ampio Hosana
Haleloia Haleloia
Noelin'aina, aina vaovao
Ho famonjena izao tontolo izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1427
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 03/02/2020 19:14
