NDAO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao re ry namako ô! Andao re!
Hiara-hitory aminay
Ilay vaovao mahafaly
Ho an’izao rehetra izao
Zay re no asa miandry anao,
Ndeha re ka ezaho, ezaho
Ndao (x5) ry namako

Ndao (x3) hiaraka aminay
hiaraka hitory aminay indray
Ndao (x3) hiaraka aminay
hiaraka hitory aminay indray
Ndao fa tia anao ilay Mpamonjy Tomponao
Ndao fa tia anao ilay Mpamonjy Tomponao
F‘indro efa maty Izy, fa nisolo ny helokao Izy
Kanefa dia nitsangana Izy
K‘indro fa nifona ho anao

Ndao hidera ka hanompo
'Lay Mpanjaka izay Tsitoha
Mpamindra fo tokoa
Ka mendrika hoderaina re!

Ndao hidera ka hanompo
'Lay Mpanjaka izay Tsitoha
Mpamindra fo tokoa
Ka mendrika hoderaina re!

Ndao hidera ka hanompo
'Lay Mpanjaka izay Tsitoha
Mpamindra fo tokoa
Ka mendrika hoderaina re!
Ndao!
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0652