NATOLOTRAO HO AVOTRAY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/stk-ambatomena-antananarivo/natolotrao-ho-avotray

Ny ra nilatsaka ho avotray ry Tompo ô
Tsy mendrika ho anay vefa dia nafoinao
Ho fanavotana rero farahidiny
Ny ra nilatsaka Tsiky dia ampytonga hivelomanay

Iza intsony re no sahy hirehareha
Raha nahita ilay hazo nijalianao
Ny hazonao Jeso no horaisiko hatrizao
Ary ho hatrizay ho fialofako

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Mpamaky : 15
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jockl
Tamin'ny : 01/02/2020 08:41:30
ID : 12492

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo