MITAFIA NY MAZAVA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/stk-ambatomena-antananarivo/mitafia-ny-mazava

Tonga ary izao
Ilay nandrasanao
Dia 'lay andro ahatsiarovanao
Ilay niorenanao
Ka mitafia ny Mazava
Hifalianao sy hiadananao
Ao amin'ny Tomponao

K'aoka hariantsika
ny asan'ny maizina
K'hitafiantsika ny fiadian'ny Mazava
(Efa lasa ny alina zareo)
Efa ho lasa ny alina ka
(Efa akaiky ny andro)
Efa mby akaiky ny andro
Fa itafio Jesoa Kristy Tompo

K'aoka hariantsika
Ny asan'ny maizina
k'hitafiantsika ny fiadian'ny Mazava
(Efa lasa ny alina zareo)
Ka ho fianarana
Ho an'ny mino
Isika STK
Tanoran'i Jesoa Kristy

Tonga ary izao
Ilay nandrasanao
Dia 'lay andro hifohazanao
Amin'ny fahatorianao
Ka mitafia ny Mazava
Hifalianao sy hiadananao
Ao amin'ny Tomponao

K'aoka hariantsika
ny asan'ny maizina
k'hitafiantsika ny fiadian'ny Mazava
(Efa lasa ny alina zareotononkira.serasera.org)
Efa ho lasa ny alina ka
(Efa akaiky ny andro)
Efa mby akaiky ny andro
Fa itafio Jesoa Kristy Tompo

K'aoka hariantsika
Ny asan'ny maizina
k'hitafiantsika ny fiadian'ny Mazava
(Efa lasa ny alina zareo)
Ka ho fianarana
Ho an'ny mino
Isika STK
Tanoran'i Jesoa Kristy

Tonga ary izao
Ilay nandrasanao
Dia 'lay andro hamoizanao
'Reo fanao ratsy hatrizay
Ka mitafia ny Mazava
Hifalianao sy hiadananao
Ao amin'ny Tomponao

K'aoka hariantsika
ny asan'ny maizina
k'hitafiantsika ny fiadian'ny Mazava
(Efa lasa ny alina zareo)
Efa ho lasa ny alina ka
(Efa akaiky ny andro)
Efa mby akaiky ny andro
Fa itafio Jesoa Kristy Tompo

K'aoka hariantsika
Ny asan'ny maizina
k'hitafiantsika ny fiadian'ny Mazava
(Efa lasa ny alina zareo)
Ka ho fianarana
Ho an'ny mino
Isika STK
Tanoran'i Jesoa Kristy

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Mpamaky : 83
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jockl
Tamin'ny : 01/02/2020 07:41:28
ID : 12488

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo