JESO MIFONA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

Fiainan-tsy mahasoa
No mba nirin'ny fo
Nanota taminao
Jesoa mifona é
Nanenjika vaovao
Nandà ny anao
Ireo didinao nolaviko

Mifona aminao
Mifona é, iantrao
Mifona é, mba vahao
Ô ry Tompoko Jesoa
Raiso ny tanako
Fihino mafytononkira.serasera.org re
Sao very ety

Nandrahona tety
Nijojo ny orana
Nandrava ny tadio
Nikipy aho
Hadinoko Ianao
Tompo mpanjaka
Niady irery aho
Adala re

Ny didy folo izay
Niaro ny fanahy
Voadikako avokoa
Jesoa mifona é
Ny didy vaovao
Mifankatiava
Noesoiko avokoa
Ifonako

Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Mpamaky : 201
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jockl
Tamin'ny : 29/01/2020 22:11:49
ID : 12472

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo