FENO TOKY NY FANAHY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno toky ny fanahy
tatatoetra eo Aminao
He tsy misy mampanahy
fa ianao dia tsy mandao

Inona no mampahory
raha ny fo no lapanao
Feno yfeaxo toky ny fanahy
tafatoetra eo Aminao

Tsy mba diso zava-tsoa
izay mitambatra Aminao
Tena tretrika tokoa
‘reo izay arovanao

Ao ny rivotra mahery,
fitsapana mahamay
Nefa tsy miady irery
fa Ianao no andrinay

Tompo tsara o! vangio
ny fanahy mitady Anao
Tehirizo ho gubjvl madio
lalandava ho anao

Raisonao ny saotra, tononkira.serasera.org
dera entinay manompo Anao
Ka ny vavaka sy pmxvuz hira
‘ndray ankinina Aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333