Ampidiro aloha ny tenimiafina
ANDRIAMANITRA VE NO MANDAO ? (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ve no mandao ? (x2)
No mandao (x3) eaahisg (sa ve)
Sa ny olona hoy aho e! (x2)
No efa leo (x3)
Andriamanitra ve no mandao ? (x2)
Ka tsy rotitra intsony Izy mitady anao (x2)
Andriamanitra ve no mandao ? (x2)
No mandao (x3) (sa ve)
Sa ny olona ho aho e! (x2)
No manao tsy ho nvsfor tola (x3)
Andriamanitra ve no mandao ? (x2)
Ka tsy mihevitra fa-tsy harena sy vola (x2)
Andriamanitra tsy mandao (x2)
Fa ny olona mszby hoy aho e no manao (no manao)
No manao izay tiany atao
Fa feno haratsiana ny fiainana an-tany (x2)
Inona hoy aho no mahatonga izany
Ô Jeso! (x2) Aza mba ahafoiano izahay!
Andriamanitra ve no mandao ? (x2)
No mandao (x3) (sa ve)
Sa ny olona ho aho e! (x2)
No be lalao e! (x3)
Andriamanitra ve no mandao ? (x2)
Ka tsy hitany intsony izay tokony hatao (x2)
Misy fetra tononkira.serasera.org anie ny fotoana (ny fotoana e)
Hivavahana sy hitalahoana (sy hitalahoana e)
Mba tsy ho tratry ny ngidin’ny nenina mafy (tsy laitra)
Tsy laitra ianao (ianao e)
Misy fetra anie ny fotoana (ny fotoana e)
Hivavahana sy hitalahoana (sy hitalahoana e)
Mba tsy ho tratry ny ngidin’ny nenina mafy (tsy laitra ô)
Tsy laitra ianao
Andriamanitra tsy mandao (x2)
Io Izy miandry ahy sy ianao (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 1730
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20