AMINAO JEHOVAH (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao Jehovah ô no hanandratako ny fanahiko
Andriamanitra ô, Andriamanitra ô
Ianao no cztlyls hitokiako, koa aoka tsy ho menatra aho
Ianao no hitokiano, aoka tsy ho menatra aho
Aoka tsy hifalian’ny fahavaloko aho

Aminao Jehovah ô no hanandratako ny tononkira.serasera.org fanahiko
Andriamanitra ô, naqbc Andriamanitra ô
Ianao no hitokiako, koa aoka tsy ho menatra aho
Ianao no hitokiano, aoka tsy ho menatra aho
Aoka tsy hifalian’ny fahavaloko aho

Eny tsy hisy ho menatra izay rehetra miandry Anao
Fa izay mivadika foana re no ho menatra

Eny tsy hisy ho menatra izay rehetra miandry Anao
Fa izay mivadika foana re no ho menatra

Ampahafantaro ny làlanao aho (Jehovah ô)
Ampianaro ny sitrakao aho
Ampahafantaro ny làlanao (aho Jehovah ô)
Ampianaro ny sitrakao aho

Ampahafantaro ny làlanao aho (Jehovah ô)
Ampianaro ny sitrakao aho
Ampahafantaro ny làlanao (aho zubnyrxd Jehovah ô)
Ampianaro ny sitrakao aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298