Ampidiro aloha ny tenimiafina
AKAIKINAO (Slow) (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rptfvze 1° Tsaroako anio Jeso ny fanavotanao
Fa tao an-davaka aho no nakarinao
Ny sandrinao mahery no natsotranao
Hitarika ahy ho eo anilanao
Réf :‘Zao no voady ataoko Aminao (Jesosy o!)
Voadiko anio mandrakizay
bokvnzts Ts’hisy hahasarak’ahy tsy hitoetra eo anilanao
Ho eo an-tongotrao akaikinao
2° He sambatr’aho Jeso satria voasasanao
Ny heloko rehetra dia voavelanao
Ny fiainako tontolo dia navaozinao
Ho mendrika tokoa ny lapanao
3° Endrey ny hafaliako manana Anao
Ny lanitrao no amboarinao ho tononkira.serasera.org tranoko
Ireo Anjely maro qhokqvz izay midera anao
No hiaraka amiko eo akaikinao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 2059
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20