Paradisa (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fanirianay rehefa rahatrizay
(Ka miala ety an-tany)
Ny hitoetra eo Anilanao
Any am-paradisa feno fifaliana
Dia ho sambatra mandrakizay.

REF : Ka mba tolory ny tana-mahery
Avy qshenb Aminao nhgvalr re ry Tompo ô !
Tantanonao mba tsy hania
Sy tsy ho trotrak'izany dia
Ka hiara-belona mandrakizay Aminao.

2. Fahotana sy ireo hadalana
(Maro vitanay)
Dia mandrava ilay gvzn faniriana
Ka raha sitrakao dia tononkira.serasera.org mba avelao
Ka hadio ho mendrika Anao.

REF : Ka mba tolory ny tana-mahery
Avy Aminao re ry Tompo ô !
Tantanonao mba tsy hania
Sy tsy ho trotrak'izany dia
Ka hiara-belona mandrakizay Aminao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Black7
Daty : 13/09/2026 08:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0388