Paradisa (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fanirianay rehefa rahatrizay
(Ka miala ety an-tany)
Ny hitoetra eo Anilanao
Any am-paradisa feno fifaliana
Dia ho sambatra mandrakizay.

REF : Ka mba tolory ny tana-mahery
Avy hkkep Aminao re tononkira.serasera.org ry Tompo ô !
Tantanonao mba tsy hania
Sy tsy ho trotrak'izany dia
Ka hiara-belona mandrakizay Aminao.

2. Fahotana sy ireo hadalana znofxfyq
(Maro vitanay)
Dia mandrava ilay faniriana
Ka raha sitrakao dia mba avelao
Ka hadio ho mendrika Anao.

REF : Ka mba tolory ny tana-mahery
Avy Aminao re ry Tompo ô !
Tantanonao mba tsy hania
Sy tsy ho trotrak'izany dia
Ka hiara-belona aoagm mandrakizay Aminao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0421