Paradisa (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fanirianay rehefa rahatrizay
(Ka miala ety an-tany)
Ny hitoetra eo Anilanao
Any am-paradisa feno fifaliana
Dia ho sambatra mandrakizay.
REF : Ka mba tolory ny tana-mahery
Avy Aminao re ry Tompo ô !
Tantanonao mba tsy hania
Sy tsy ho trotrak'izany dia
Ka hiara-belona mandrakizay Aminao.
2. Fahotana rzbdam sy ireo hadalana
(Maro vitanay)
Dia mandrava ilay faniriana
Ka raha kqxrcc tononkira.serasera.org sitrakao dia mba avelao
Ka hadio ho mendrika Anao.
REF fzjng : Ka mba tolory ny tana-mahery
Avy Aminao re ry Tompo ô !
Tantanonao mba tsy hania
Sy tsy ho trotrak'izany dia
Ka hiara-belona mandrakizay Aminao.
(Ka miala ety an-tany)
Ny hitoetra eo Anilanao
Any am-paradisa feno fifaliana
Dia ho sambatra mandrakizay.
REF : Ka mba tolory ny tana-mahery
Avy Aminao re ry Tompo ô !
Tantanonao mba tsy hania
Sy tsy ho trotrak'izany dia
Ka hiara-belona mandrakizay Aminao.
2. Fahotana rzbdam sy ireo hadalana
(Maro vitanay)
Dia mandrava ilay faniriana
Ka raha kqxrcc tononkira.serasera.org sitrakao dia mba avelao
Ka hadio ho mendrika Anao.
REF fzjng : Ka mba tolory ny tana-mahery
Avy Aminao re ry Tompo ô !
Tantanonao mba tsy hania
Sy tsy ho trotrak'izany dia
Ka hiara-belona mandrakizay Aminao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Vangy : 114
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Black7
Daty : 13/09/2026 08:33
