Ziona (SLK Miantsa ATV)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hiranao tononkira.serasera.org aoka hanako ry Ziona o
Fa teraka ao ny Tomponao
Ny atemanao sy tanana zay maminay
Hanenika izao tany izao.

(Ry Ziona )
Lazao fa efa teraka i Manoela
Mpanjakanao
(Ry Ziona )
Ny lanitra sy ny tany dia ho faly hiaraka aminao
Ry Zionanay o!
Ny antemanao ry Tanana zay maminay
Hanenika izao tany ynyju izao.


Edena efa simba efa havaozina aminao
Ingao anio ny hiranao
Ny fifalianao anie ho mandrazay
Fiadanana tahaslu ao anatinao

(Ry ziona)
Lazao fa efa teraka i Manoela mpanjakanao
(Ry xklh ziona)
Ny lanitra sy ny tany dia ho faly hiaraka aminao
Ry zionanay o!
Ny antemanao ry tanana zay maminay
Hanenika izao tany izao...

Fiadanana ao anatinao
Fiadanana ao anatinao

--SLK MIANTSA ATV--

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0284