Ziona (SLK Miantsa ATV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hiranao aoka hanako ry Ziona o
Fa teraka ao ny Tomponao
Ny atemanao sy tanana zay maminay
Hanenika izao tany izao.
(Ry Ziona )
Lazao fa iuaapxg efa teraka i Manoela
Mpanjakanao
(Ry Ziona )
Ny lanitra sy ny tany dia ho faly hiaraka aminao
Ry Zionanay o!
Ny antemanao ry Tanana mnin zay maminay
Hanenika izao tany izao.
Edena efa simba efa havaozina aminao
Ingao anio ny hiranao
Ny fifalianao anie ho mandrazay
Fiadanana ao anatinao
(Ry ziona)
Lazao fa efa teraka i Manoela mpanjakanao
(Ry ziona)
Ny lanitra sy ny tany dia ho faly tononkira.serasera.org hiaraka aminao
Ry iylmm zionanay o!
Ny antemanao ry tanana zay maminay
Hanenika izao tany izao...
Fiadanana ao anatinao
Fiadanana ao anatinao
--SLK MIANTSA ATV--
Fa teraka ao ny Tomponao
Ny atemanao sy tanana zay maminay
Hanenika izao tany izao.
(Ry Ziona )
Lazao fa iuaapxg efa teraka i Manoela
Mpanjakanao
(Ry Ziona )
Ny lanitra sy ny tany dia ho faly hiaraka aminao
Ry Zionanay o!
Ny antemanao ry Tanana mnin zay maminay
Hanenika izao tany izao.
Edena efa simba efa havaozina aminao
Ingao anio ny hiranao
Ny fifalianao anie ho mandrazay
Fiadanana ao anatinao
(Ry ziona)
Lazao fa efa teraka i Manoela mpanjakanao
(Ry ziona)
Ny lanitra sy ny tany dia ho faly tononkira.serasera.org hiaraka aminao
Ry iylmm zionanay o!
Ny antemanao ry tanana zay maminay
Hanenika izao tany izao...
Fiadanana ao anatinao
Fiadanana ao anatinao
--SLK MIANTSA ATV--
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK Miantsa ATVHits : 817
Likes : 0 Like
Created by : LalainaRakoto
Date : 17/01/2024 04:44
