Miangavy mitalaho (SLK Miantsa ATV)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IMG20260913115206.jpg
Ireo soratra amin'ny sary ireo ataovy texte azo atao copie

Eny, ity ny soratra ao tononkira.serasera.org amin’ilay sary, nataoko texte azo atao copier-coller:

FJKM ANDAFIAVARATRA TRANOVATO
SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA

MIANGAVY, MITALAHAO

1.a. Aiza ianao ry Tompo
Mba misehoa fa mia Anao aho
Mijaly, mitoloko
Menatra aho, manenina kokoa

1.b. Eny, ny adalako
No mahatonga ahy evcyzwua ho toy izao
Mifona Aminao Aho
Mamindra fo amiko ianao

REFRAINS
Miantso ny Anaranao aho
Ry Tompo be fitia
Miangavy, mitalaho re
’Ty zanakao ity
Ireny adalako
Ny ditra, ny fahotako
Tsì averina intsony ry Tompoho

2.a. Résy, mihaíhíra loáira e !!
Very tokoàfa diso lalana
Mba raiso, mba vonjeo re
Fa zufi lanao no hany/tokiko

2.b. Iza no mba hamonjy ?
Tsy misy afatsy lanao/Jesô
Afoiko ny fahiny
Vonona aho ho pltlfan olom-baovao

MPANORATRA : GABRIEL Randriamromahefaharison
Slk miantsa ATV 2026

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLK Miantsa ATV
Vangy : 19
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LalainaRakoto
Daty : 13/09/2026 10:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311