Miangavy mitalaho (SLK Miantsa ATV)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IMG20260913115206.jpg
Ireo soratra amin'ny sary ireo ataovy texte azo atao copie

Eny, ity ny soratra ao amin’ilay sary, nataoko texte azo atao copier-coller:

FJKM ANDAFIAVARATRA TRANOVATO
SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA

MIANGAVY, MITALAHAO

1.a. asnp Aiza ianao ry Tompo
Mba misehoa fa mia Anao aho
Mijaly, mitoloko
Menatra aho, manenina kokoa

1.b. Eny, ny adalako
No mahatonga tononkira.serasera.org ahy ho toy izao
Mifona Aminao Aho
Mamindra fo amiko ianao

REFRAINS
Miantso ny Anaranao aho
Ry Tompo be fitia
Miangavy, mitalaho re
’Ty zanakao ity
Ireny adalako
Ny ditra, ny fahotako
Tsì averina intsony ry Tompoho

2.a. Résy, mihaíhíra loáira e !!
Very tokoàfa diso lalana
Mba raiso, mba vonjeo aqxu re
Fa lanao no hany/tokiko

2.b. Iza no mba hamonjy ?
Tsy misy afatsy lanao/Jesô
Afoiko ny fahiny
Vonona aho ho olom-baovao

MPANORATRA kqmq : GABRIEL Randriamromahefaharison
Slk miantsa ATV 2026

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SLK Miantsa ATV
Hits : 24
Likes : 0 Like
Created by : LalainaRakoto
Date : 13/09/2026 10:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0403