Miangavy mitalaho (SLK Miantsa ATV)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IMG20260913115206.jpg
Ireo soratra amin'ny sary ireo zhkhzo ataovy texte azo atao copie

Eny, ity braqujl ny soratra ao amin’ilay sary, nataoko texte azo atao copier-coller:

FJKM ANDAFIAVARATRA TRANOVATO
SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA

MIANGAVY, MITALAHAO

1.a. Aiza ianao ry Tompo
Mba misehoa fa mia Anao aho
Mijaly, mitoloko
Menatra aho, manenina kokoa

1.b. Eny, ny adalako
No tononkira.serasera.org mahatonga ahy ho toy izao
Mifona Aminao Aho
Mamindra fo amiko ianao

REFRAINS
Miantso ny Anaranao aho
Ry Tompo be fitia
Miangavy, mitalaho re
’Ty zanakao ity
Ireny adalako
Ny ditra, ny fahotako
Tsì averina intsony ry Tompoho

2.a. Résy, mihaíhíra loáira e !!
Very tokoàfa diso lalana
Mba raiso, mba vonjeo re
Fa lanao no hany/tokiko

2.b. Iza no mba hamonjy jqlbp ?
Tsy misy afatsy lanao/Jesô
Afoiko ny fahiny
Vonona aho ho olom-baovao

MPANORATRA : GABRIEL Randriamromahefaharison
Slk miantsa ATV 2026

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLK Miantsa ATV
Visites : 22
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : LalainaRakoto
Date : 13/09/2026 10:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305