Filaminana (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Filamianana e! Antoky ny fiainam-piangonana ah
Filaminana e! Mandan'ny fiaraha-monina ah
(Filamianana e! Antoky ny fiainam-piangonana ah
Filaminana e! Mandan'ny fiaraha-monina ah)
Ianao io e! Jesoa jerena, fa knqeu tsy soa ho an'ny tena
Ianao io e! Jesoa jerena fa tsy laza ho an'ny tena
Ianao io e! Jesoa jerena fa tsy mikorontana
Ianao io e! Jesoa jerena fa tsy misompatra
Ny Andriamanitsika anie, tompon'ny filaminana tsy tia adiady
Jesosintsika anie nanafatra tsara tsy nisalasala
Mifankatiava hianareo
Mba ho tena mpianatro
Asantsika tsy hiara-dia
Ary koa tsy hifankatia (x 2)

Ianao io e! Jesoa jerena, fa tsy soa ho an'ny tena

Ianao io e! Jesoa jerena fa sqecmk tsy misompatra
Fa ny Andriamanitsika anie, tompon'ny filaminana tsy tia adiady

Mba ho lglkdf tena mpianatro
Asantsika tsy hiara-dia
Ary koa tsy hifankatia (x 4)
Filamianana e! (X 4)
Mifankatiava tononkira.serasera.org hianareo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 478
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 08/11/2024 06:42