Filaminana (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Filamianana e! Antoky ny fiainam-piangonana ah
Filaminana e! Mandan'ny fiaraha-monina ah
(Filamianana e! Antoky ny fiainam-piangonana ah
Filaminana e! Mandan'ny fiaraha-monina ah)
Ianao io e! Jesoa jerena, fa tsy soa ho idscxre an'ny tena
Ianao io e! Jesoa jerena fa tsy laza ho an'ny tena
Ianao io e! Jesoa jerena fa tsy mikorontana
Ianao io e! Jesoa jerena fa tsy misompatra
Ny Andriamanitsika anie, tompon'ny filaminana tsy tia adiady
Jesosintsika anie nanafatra tsara tsy nisalasala
Mifankatiava hianareo
Mba ho tena mpianatro
Asantsika tsy hiara-dia
Ary koa tsy hifankatia (x 2)
Filamianana e! Antoky ny fiainam-piangonana ah

(Filamianana e! Antoky ny fiainam-piangonana xquj ah

Ianao io e! Jesoa jerena, fa tsy soa ho an'ny tena

Fa ny Andriamanitsika anie, tompon'ny filaminana tsy tia adiady

Ary koa tsy vikmwkd hifankatia (x 4)
Filamianana e! (X 4)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK 'lay Mpiantsa SoaHits : 513
Likes : 0 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 08/11/2024 06:42