Eny te hidera (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ENY TE HIDERA
Ry Andriamanitra Ray ô
Marina ny fitiavanao
Ka mba te hihoby tokoa
Satria manoa saina fo
Ref: eny te hidera, te hifanerasera
Nefa misy hitady hanjera
Ny fitiavako uowkf Anaotena izy
Ka mampitalahomahakivy
Ry Ray mahery vatfirfj ô! ziun Noho izany
Dia mbola mangataka aminao ihany
Ilay fiadiana tononkira.serasera.org tena tsara
Handresena ireo satana
Ref: Ataovy mahay mankalaza
Anao Andriamanitra tsitoha
Ataovy mahay misaotra Anao
Dera ry Ray Aleloia,Amen
Ry Andriamanitra Ray ô
Marina ny fitiavanao
Ka mba te hihoby tokoa
Satria manoa saina fo
Ref: eny te hidera, te hifanerasera
Nefa misy hitady hanjera
Ny fitiavako uowkf Anaotena izy
Ka mampitalahomahakivy
Ry Ray mahery vatfirfj ô! ziun Noho izany
Dia mbola mangataka aminao ihany
Ilay fiadiana tononkira.serasera.org tena tsara
Handresena ireo satana
Ref: Ataovy mahay mankalaza
Anao Andriamanitra tsitoha
Ataovy mahay misaotra Anao
Dera ry Ray Aleloia,Amen
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 759
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 06/09/2022 18:08
