Ampidiro aloha ny tenimiafina
Eny te hidera (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ENY TE HIDERA
Ry Andriamanitra Ray ô
Marina ny fitiavanao
Ka mba ijsnnih te hihoby tokoa
Satria manoa brzeh saina fo
Ref: eny te hidera, te hifanerasera
Nefa misy hitady hanjera
Ny fitiavako Anaotena izy
Ka mampitalahomahakivy
Ry Ray mahery ô! Noho tononkira.serasera.org izany
Dia mbola mangataka aminao ihany
Ilay fiadiana tena eejl tsara
Handresena ireo satana
Ref: Ataovy mahay mankalaza
Anao Andriamanitra tsitoha
Ataovy mahay misaotra Anao
Dera ry Ray Aleloia,Amen
Ry Andriamanitra Ray ô
Marina ny fitiavanao
Ka mba ijsnnih te hihoby tokoa
Satria manoa brzeh saina fo
Ref: eny te hidera, te hifanerasera
Nefa misy hitady hanjera
Ny fitiavako Anaotena izy
Ka mampitalahomahakivy
Ry Ray mahery ô! Noho tononkira.serasera.org izany
Dia mbola mangataka aminao ihany
Ilay fiadiana tena eejl tsara
Handresena ireo satana
Ref: Ataovy mahay mankalaza
Anao Andriamanitra tsitoha
Ataovy mahay misaotra Anao
Dera ry Ray Aleloia,Amen
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK 'lay Mpiantsa SoaVisites : 761
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 18:08
