Vavaka kaloina (SLK Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ny hira ryqsf sy ny feoko no anandratako
Ity fitalahoko sy fivavako
Eo anatrehanao Jesoa masina
Izay nisolo helokay

Feno ota re izany tenako
Ry mpampianatro tsy hanafenako
Ny tananao mahery no andrasako
Hanala ny gadrako 2) Dia nitsapatsapa tetsy sy teroa
Nefa tsy nahita fiadanam-po
Fa fiainana tsy mba dcry nisy fahasambarana
No nibahan-toerana

Fa faly nilalao sy niliba koa
Tsy niheritreritra izay mahasoa
Nanaraka ny lala-migodàna be
Hadisoako lehibe
FIV:
(vonjeo) ka mba tantano re!
(zahay) fa tsy tononkira.serasera.org mahay mandeha
(jereo) ity manompopnao
Efa tena reraka
(ity) fa meloka tokoa
(mifona) idzhxts fa tena tsy hanindroa
(Ianao) no hiangaviako izao
Hanadio sy hanavao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLK Ambohidroa
Visites : 657
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0423