Sambatra (SLK Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ny malahelo am-panahy;
fa azy ny anjakan’nylanitra
Sambatra ny ory;
fa izy no ampifaliana
Sambatra ny malemy fanahy;
fa izy no handova ny tany
Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana
Fa izy (2)noho vokisana

Sambatra ny miantra;
fa izy no hiantrana
Sambatra ny madio am-po;
fa izy no hahita an’Andriamanitra
Sambatra ny mpampiavana;
fa izy no hatao hoe zanak’ANDRIAMANITRA
Sambatra izay enjehina noho ny fahamarinana;
Fa azy (2) ny fanjakan’nylanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLK Ambohidroa
Vangy : 276
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 12:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717