Izy (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy no izy, fitiavanay Ianao Andriamanitro
Ilay tonga tety, hamonjy ahy sy ianao
Fa isika izao hiaraka hanadram-peo
Hiaraka hidera ka hiteny hoe
A! a! a! Aleloia voninahitra anie hoan’ny Tomponay
A! a! a! rjdx Alelolia voninahitra anie ho azy irery ihany tononkira.serasera.org
Manetre jllu tena, ny hoavy rytekjgm jerena
Fa Izy anie, tao antranon’omby
No mba nandray azy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 932
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 11:46