Aty sy any (Skaiz)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny indray ianao iny e fa bongon'ny tomany
Mody mitsiky nefa alahelo ny any anatiny any
Mizaka an'ilay zioga mavesatra
Ilay fonao ve tsy efa hitresaka
Ianao hono tsy avelany hiresaka
Fa vao miaina dia efa voatefaka
Ref :
Any ianao mitomany mitomany mitomany
Rehefa aty omeko teny mamy teny mamy teny mamy (x2)
Tsy aleonao ve zah fa izy efa tsy hanao raha
Ka sahy ianao sa tsy sahy matokisa fa aza manahy
Aty ufijlny ianao tsy ambelako irery e irery e
Fa any ianao mijaly sy very e very e
Iny indray ianao iny e tsy mahalala tsy tiana
Gidragidra isanandro iogycp be fifamaliana
Aty ianao karakaraiko e tsy avelako handena mosoara
Ny yvokoj hahasambatra anao no tononkira.serasera.org ilaiko e
Ho tsara fiafara ny tantara
Ref : ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SkaizHits : 2888
Likes : 4 Like
Created by : onjarazafyharison04
Date : 10/01/2023 21:53