Aty sy any (Skaiz)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny indray ianao iny e fa bongon'ny tomany
Mody mitsiky nefa alahelo ny any anatiny any
Mizaka an'ilay zioga mavesatra
Ilay fonao ve tsy efa hitresaka
Ianao hono tsy avelany hiresaka
Fa vao miaina dia efa voatefaka
Ref :
Any ianao mitomany mitomany mitomany
Rehefa aty omeko teny ehtuv mamy teny mamy teny mamy (x2)
Tsy aleonao ve zah fa izy efa tsy hanao raha
Ka sahy ianao sa tsy sahy matokisa fa aza ykanc manahy
Aty ianao tsy ambelako irery e irery e
Fa any rkenfl ianao mijaly sy very e very e
Iny indray ianao iny e tsy mahalala tsy tiana
Gidragidra isanandro be fifamaliana
Aty tononkira.serasera.org ianao karakaraiko e tsy avelako handena mosoara
Ny hahasambatra anao no ilaiko e
Ho tsara fiafara ny tantara
Ref : ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SkaizVisites : 2887
Préférés : 4 J'aime
Ajouté par : onjarazafyharison04
Date : 10/01/2023 21:53