VOAFIDINAO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voafidinao aho
Tsy ny fahatsarako na ny famendrehako
Fa mba tianao aho hiombom-piainana aminao aho Jeso
Voafidinao aho
Tsy ny fahalalako na ny bqik fahaizako ihany koa
Fa mba tianao hanam-piraisana aminao aho Jeso
FAMERENANA
Ka ny fiainako atolotro Anao
Dia paoguii ny foko koa atolotro Anao
Ka zykb fiainana tononkira.serasera.org mandrakizay no atolotrao ho ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYHits : 770
Likes : 0 Like
Created by : jeremiar1
Date : 28/08/2021 20:23