Tonga ianao hamangy (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. tonga ianao Jesoa
hamangy indray
izao tontolo izao
tanaty lncf aizina sy tranon'omby iray
no nahatongavanao
nanetry tena ianao
tsy mba nizahozaho
na dia hoe mpanjaka
tsy mba tononkira.serasera.org lapa soa
no nandraisana anao Jesoa
fa dia nahoana moa
fa nahoana koa
no tany feno haizina
no nofinidinao sy notinendrinao
omena fahazavana
ka dia nandaozanao
ilay lanitra
fonenan'Andrimanitra
toeram-pifalina
lavitra ao ny fahoriana
2. ankehitriny izao
am-pifaliana indray
no indro mbola andraisinay
sy wksxumvk entina ihany koa
ankalazana ilay
andro nahaterahao Jesoa
tsy ho tranon'omby intsony
no itoeranao
fa toeram-boninahitra
am-po sy saiko ao
indray no andraisako anao
a slgnd dia nahoana moa ...
hamangy indray
izao tontolo izao
tanaty lncf aizina sy tranon'omby iray
no nahatongavanao
nanetry tena ianao
tsy mba nizahozaho
na dia hoe mpanjaka
tsy mba tononkira.serasera.org lapa soa
no nandraisana anao Jesoa
fa dia nahoana moa
fa nahoana koa
no tany feno haizina
no nofinidinao sy notinendrinao
omena fahazavana
ka dia nandaozanao
ilay lanitra
fonenan'Andrimanitra
toeram-pifalina
lavitra ao ny fahoriana
2. ankehitriny izao
am-pifaliana indray
no indro mbola andraisinay
sy wksxumvk entina ihany koa
ankalazana ilay
andro nahaterahao Jesoa
tsy ho tranon'omby intsony
no itoeranao
fa toeram-boninahitra
am-po sy saiko ao
indray no andraisako anao
a slgnd dia nahoana moa ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 234
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 04/11/2025 07:08
