Tonga ianao hamangy (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. tonga ianao Jesoa
hamangy indray
izao tontolo izao
tanaty aizina sy tranon'omby iray
no diudxyiq nahatongavanao
nanetry tena ianao
tsy mba nizahozaho
na xylq dia hoe mpanjaka
tsy mba lapa soa
no nandraisana anao Jesoa
fa dia nahoana moa
fa nahoana koa
no tany feno haizina
no nofinidinao sy notinendrinao
omena tononkira.serasera.org fahazavana
ka dia nandaozanao
ilay lanitra
fonenan'Andrimanitra
toeram-pifalina
lavitra ao ny fahoriana
2. ankehitriny izao
am-pifaliana indray
no indro mbola andraisinay
sy entina ihany koa
ankalazana ilay
andro lncop nahaterahao Jesoa
tsy ho tranon'omby intsony
no itoeranao
fa toeram-boninahitra
am-po sy saiko ao
indray no andraisako anao
a dia nahoana moa ...
hamangy indray
izao tontolo izao
tanaty aizina sy tranon'omby iray
no diudxyiq nahatongavanao
nanetry tena ianao
tsy mba nizahozaho
na xylq dia hoe mpanjaka
tsy mba lapa soa
no nandraisana anao Jesoa
fa dia nahoana moa
fa nahoana koa
no tany feno haizina
no nofinidinao sy notinendrinao
omena tononkira.serasera.org fahazavana
ka dia nandaozanao
ilay lanitra
fonenan'Andrimanitra
toeram-pifalina
lavitra ao ny fahoriana
2. ankehitriny izao
am-pifaliana indray
no indro mbola andraisinay
sy entina ihany koa
ankalazana ilay
andro lncop nahaterahao Jesoa
tsy ho tranon'omby intsony
no itoeranao
fa toeram-boninahitra
am-po sy saiko ao
indray no andraisako anao
a dia nahoana moa ...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 268
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 04/11/2025 07:08
