Tolory fitia (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mba tolory fitia
fa sarotra e ry Tompo izany dia
tolory tanana izahay andeha
fa lavitra ny aleha
mafy koa ireo fakam-panahy
misedra sy misakana
ka aza manalavitra anay ianao
tsy ampy mantsy Jesoa ny tononkira.serasera.org zsdqkqjg herinay
malemy sady koa be ahiahy
koa tantano tsy ho solafaka indray
mba tolory fitia
ireo namanao maniasia
toroy hevitra izy ireo andeha
fa diso lanana anie
tsy hainy koa izay zavatra atao
ka mila fanampiana avy aminao
mba todiho izao izxjmtz fa tena mila anao
miaina anaty aizina tokoa
tsy fantany izay mety hahavoa
mila anao izy ka tolory fitia
mila anao ksdrwqp izy ka tolory fitia
fa sarotra e ry Tompo izany dia
tolory tanana izahay andeha
fa lavitra ny aleha
mafy koa ireo fakam-panahy
misedra sy misakana
ka aza manalavitra anay ianao
tsy ampy mantsy Jesoa ny tononkira.serasera.org zsdqkqjg herinay
malemy sady koa be ahiahy
koa tantano tsy ho solafaka indray
mba tolory fitia
ireo namanao maniasia
toroy hevitra izy ireo andeha
fa diso lanana anie
tsy hainy koa izay zavatra atao
ka mila fanampiana avy aminao
mba todiho izao izxjmtz fa tena mila anao
miaina anaty aizina tokoa
tsy fantany izay mety hahavoa
mila anao izy ka tolory fitia
mila anao ksdrwqp izy ka tolory fitia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 254
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 05/11/2025 07:20
