Tolory fitia (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mba tolory fitia
fa sarotra e ry Tompo izany dia
tolory tanana izahay andeha
fa lavitra ny aleha
mafy koa ireo qldew fakam-panahy
misedra sy misakana
ka aza manalavitra anay ianao
tsy tononkira.serasera.org ampy mantsy Jesoa ny herinay
malemy sady koa be ahiahy
koa tantano tsy ho solafaka indray
mba tolory fitia
ireo namanao maniasia
toroy hevitra izy ireo andeha
fa diso lanana anie
tsy hainy koa izay zavatra atao
ka mila fanampiana avy aminao
mba todiho izao ddeisoog fa tena mila anao
miaina anaty aizina xbbt tokoa
tsy fantany izay mety hahavoa
mila anao izy ka tolory fitia
mila anao izy ka tolory fitia
fa sarotra e ry Tompo izany dia
tolory tanana izahay andeha
fa lavitra ny aleha
mafy koa ireo qldew fakam-panahy
misedra sy misakana
ka aza manalavitra anay ianao
tsy tononkira.serasera.org ampy mantsy Jesoa ny herinay
malemy sady koa be ahiahy
koa tantano tsy ho solafaka indray
mba tolory fitia
ireo namanao maniasia
toroy hevitra izy ireo andeha
fa diso lanana anie
tsy hainy koa izay zavatra atao
ka mila fanampiana avy aminao
mba todiho izao ddeisoog fa tena mila anao
miaina anaty aizina xbbt tokoa
tsy fantany izay mety hahavoa
mila anao izy ka tolory fitia
mila anao izy ka tolory fitia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 256
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 05/11/2025 07:20
