Nomenao finoana (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
na mandalo ady sarotra sy mafy
isan'andro ny fiainako
dia tsy kivy tononkira.serasera.org satria manana anao
Tompo ilay fitarainako
na nandalo fisedrana mahamay aho
tsy hampihemotra ahy ireny
vao mainka ataoko hampijoro ahy
hanohizako ny lalako

fa nomenao finoana aho
hahaizako manaiky ny fahasoavanao
nomenao ahy ny fanantenana
tsy hahakivy ahy ety
nomenao Jesoa ny fitiavana
sy ny fo mahay mangoraka
hahaizako manampy
reo namako mahantra
mijaly sy maratra

dia avaoziko aminao eto glkxtjmy indray fa
tsy hiverin-dalana aho
satria fantatro fa ianao
no momba ahy
sy mitantana jzevv ny lalako
na handalo fisedrana mahamay aho
tsy hampihemotra mrjhn ahy ireny
vao mainka ataoko hampijoro ahy
hanohizako ny lalako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0365