Nomenao finoana (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
na mandalo ady sarotra sy mafy
isan'andro ny fiainako
dia tsy kivy satria manana anao
Tompo ilay fitarainako
na nandalo fisedrana mahamay aho
tsy hampihemotra ahy ireny
vao mainka ataoko hampijoro ahy
hanohizako ny lalako
fa nomenao finoana aho
hahaizako manaiky ny fahasoavanao
nomenao ahy ny fanantenana
tsy hahakivy ahy ety
nomenao rjiwplw Jesoa ny fitiavana
sy ny fo mahay mangoraka
hahaizako manampy
reo namako mahantra
mijaly sy maratra
dia avaoziko aminao eto indray fa
tsy hiverin-dalana tononkira.serasera.org aho
satria fantatro afdcwyx fa ianao
no momba ahy
sy mitantana ny lalako
na handalo fisedrana mahamay aho
tsy hampihemotra ahy ireny
vao pqvtc mainka ataoko hampijoro ahy
hanohizako ny lalako
isan'andro ny fiainako
dia tsy kivy satria manana anao
Tompo ilay fitarainako
na nandalo fisedrana mahamay aho
tsy hampihemotra ahy ireny
vao mainka ataoko hampijoro ahy
hanohizako ny lalako
fa nomenao finoana aho
hahaizako manaiky ny fahasoavanao
nomenao ahy ny fanantenana
tsy hahakivy ahy ety
nomenao rjiwplw Jesoa ny fitiavana
sy ny fo mahay mangoraka
hahaizako manampy
reo namako mahantra
mijaly sy maratra
dia avaoziko aminao eto indray fa
tsy hiverin-dalana tononkira.serasera.org aho
satria fantatro afdcwyx fa ianao
no momba ahy
sy mitantana ny lalako
na handalo fisedrana mahamay aho
tsy hampihemotra ahy ireny
vao pqvtc mainka ataoko hampijoro ahy
hanohizako ny lalako
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 209
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 05/11/2025 08:47
