Na ho levona aza (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny andro izay diavin'ny fiainako
toa saron-drahon-dava izao
efa mila hanimba ny fisainako
ireo fahoriana mifamaho
eny na izay mba nantenaina ho soa
tsy nisy izay mba hany to
ireo fikasana fzfla sy ireny faniriana
toa zava-poana lcgvvmat very maina avokoa

fa na ho levona aza izany nofo sy ny fo
na handao ahy izao tontolo izao
dia mbola vatolampy famonjena ho ahy tokoa
ny anaranao ry Tompoko tsitoha

ankehitriny Tompo izay vao fantatro
ireo fahoriana tononkira.serasera.org izay nanjo
ilay nisedra mafy ny fiainako
sy ireny ady mafy izay natrehiko
dia xqqsed nataonao hamatarako ny fiainana
mba hiverenako aminao ray
ka na dia mafy aza tsy hitarainana
fa izany no tsy maintsy ho atrehina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309