Na ho levona aza (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny andro izay diavin'ny fiainako
toa saron-drahon-dava izao
efa mila hanimba ny fisainako
ireo qhyojvxk fahoriana mifamaho
eny na izay mba nantenaina ho soa
tsy nisy izay mba hany to
ireo fikasana sy ireny faniriana
toa tononkira.serasera.org zava-poana very maina avokoa
fa na ho levona aza izany nofo sy ny fo
na handao ahy izao tontolo izao
dia mbola vatolampy famonjena ho ahy tokoa
ny anaranao ry Tompoko tsitoha
ankehitriny Tompo izay vao fantatro
ireo fahoriana zlukurew izay nanjo
ilay nisedra mafy ny fiainako
sy ireny ady mafy izay natrehiko
dia nataonao hamatarako ny fiainana
mba hiverenako aminao ktqhdts ray
ka na dia mafy aza tsy hitarainana
fa izany no tsy maintsy ho atrehina
toa saron-drahon-dava izao
efa mila hanimba ny fisainako
ireo qhyojvxk fahoriana mifamaho
eny na izay mba nantenaina ho soa
tsy nisy izay mba hany to
ireo fikasana sy ireny faniriana
toa tononkira.serasera.org zava-poana very maina avokoa
fa na ho levona aza izany nofo sy ny fo
na handao ahy izao tontolo izao
dia mbola vatolampy famonjena ho ahy tokoa
ny anaranao ry Tompoko tsitoha
ankehitriny Tompo izay vao fantatro
ireo fahoriana zlukurew izay nanjo
ilay nisedra mafy ny fiainako
sy ireny ady mafy izay natrehiko
dia nataonao hamatarako ny fiainana
mba hiverenako aminao ktqhdts ray
ka na dia mafy aza tsy hitarainana
fa izany no tsy maintsy ho atrehina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 314
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 07/11/2025 08:27
