Henoy ny vavakay (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tompo o, henoy izany vavakay
ity foko tononkira.serasera.org re tsaboy
fa no hponf fery hatrizay
nefa inona e ity izaho
izay mangataka
miangavy mitalaho
henoy ny vavakay

zaza izahay izay mangataka
tsy mahalala akory
na manavaka
tsy fantatray re ry Ray
izay tokony angatahanay
fa ianao re no mahalala
ireto ondry kely adala

fanirianay, hitalahoanay koa
ireo namanay, voafonja na vbxjaiir koa very zo
tsy bibkqjqc mba sitrapony, na safidiny
ambarako aminao
fa ireny koa adidiny

zaza izahay...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0329