NY FIAINAKO (Romule)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isan’alina aho mazàna mila tsy hahita tory
Raha mitodika mangina ‘rony lalana nombàna
Be ny andro vao nodiaviko ary indrindra gpqks fa ny hoaviko
Sy gfejlz ny lasana rehetra nampitsetra
Eo aho vao mitadidy irony mamy sy mangidy
Nihatra tamin’ny nofo sy fanahy mahaolombelona ahy

Fa fiainako ireny nefa izay antsipirihany
Sy ny mombamomba azy niniako tsy asiana teny
Fa ny vjuv zava-noraiketiny anjarako matoa nentiny
Ataoko antoky ny hoaviko, tsy laviko
Fa fiainako izany tsy ikambanako aman’olona
Eny fiainako manokana, tononkira.serasera.org ahy samirery ihany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0612