Mila (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila tsy ho zakako indraindray
Ny irery ato an-trano
Mafy ny efa zatra roa ka iray
No sendra hamohamo.
Mila tsy ho tantiko indraindray
Lay tononkira.serasera.org fo zary sina
Zatra naman-tiana hatrizay
Nipitra mangina.
Aza ilaozanao ny jhauxwbq foko tia tavela singany manirery ety
Aza ilaozanao avia ho anilan’ny tia anao
Ny ety anie ka marobe
Reo zay manimbolo ô
Firifiry, kely na lehibe
Mandalo daholo.
Mila tsy ho tantiko indraindray
Ireo fakam-panahy
Manan-tsiky resabe tsy hay
Mampanahy ahy
Ny eo anilanao no tiako izay
Ny eo slnxj akaikinao no tiako haleha
Faingana avia ry tiako ijqkebf indrindra
Ho anilan’ny tia anao.
Ny irery ato an-trano
Mafy ny efa zatra roa ka iray
No sendra hamohamo.
Mila tsy ho tantiko indraindray
Lay tononkira.serasera.org fo zary sina
Zatra naman-tiana hatrizay
Nipitra mangina.
Aza ilaozanao ny jhauxwbq foko tia tavela singany manirery ety
Aza ilaozanao avia ho anilan’ny tia anao
Ny ety anie ka marobe
Reo zay manimbolo ô
Firifiry, kely na lehibe
Mandalo daholo.
Mila tsy ho tantiko indraindray
Ireo fakam-panahy
Manan-tsiky resabe tsy hay
Mampanahy ahy
Ny eo anilanao no tiako izay
Ny eo slnxj akaikinao no tiako haleha
Faingana avia ry tiako ijqkebf indrindra
Ho anilan’ny tia anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RamanantoaninaVangy : 6588
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 20/04/2004 14:41
