Ao tsara (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola ao foana ve ianao?
Mbola jzgvwtwq ao tsara ve sa tsy rnyjer ao?
Hamalifaly anao izaho e!
Hamalifaly anao,am'lay mozika lclyiwh e!
(x2)
Ref:
Dia ihira aho e
Dia ihira aho raha ahasambatra anao e
(x4)
Raha mbola misy foana ilay tononkira.serasera.org mozika e!
Raha mbola misy dia hifampizan-tsika
Ka raha samy madio ny ao am-pontsika e!
Dia raha samy madio dia miara-sambatra am'zay isika

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Olombelo RickyVangy : 3735
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : winous
Daty : 28/05/2016 00:07