Sodoma sy Gomora (Red Metal)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandao ity tanàna ity aho e!
Dia ho tsiniko ve fa maizina amiko ny tany sy ny lanitra
Fahotana tsy azo aseho masoandro
Tsy miavaka intsony ny biby sy ny olombelona!!

Ref: Sôdôma sy Ghomoro, tanàna voaozona
Mendrika anao ny afo be sy ny fahamaizana, sady
Ho levona ianao, ho lavenona no sisa
Izay rehetra nahorinao dia hanjavona tsy ho hita!!!!

Mihorohoro, mikotrokotroka
Tady ho mahery mijaly manambara fa efa ho tonga ny farany
Injao fa reko mikiaka irery Satana
Mbola tsy mahalala fa ho fongorona ny ratsy sy ny haizina!!

Ref: Sôdôma sy Ghomoro, tanàna voaozona
Mendrika anao ny afo be sy ny fahamaizana
……………………………………
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Red Metal
Vangy : 3332
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : blahblah
Daty : 06/02/2011 12:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2479