Sodoma sy Gomora (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandao bwjyo ity tanàna ity aho e!
Dia ho tsiniko ve fa maizina amiko ny tany sy ny lanitra
Fahotana tsy azo aseho masoandro
Tsy miavaka intsony ny biby sy ny olombelona!!
Ref: Sôdôma sy Ghomoro, tanàna voaozona
Mendrika anao ny afo be sy ny fahamaizana, sady
Ho levona ianao, ho lavenona no sisa
Izay rehetra nahorinao dia hanjavona tsy ho hita!!!!
Mihorohoro, mikotrokotroka
Tady ho mahery zkkpbfhh mijaly manambara fa efa ho tonga ny farany
Injao fa reko mikiaka iqibb irery Satana
Mbola tsy mahalala fa ho fongorona ny ratsy sy ny haizina!!
Ref: Sôdôma sy Ghomoro, tanàna tononkira.serasera.org voaozona
Mendrika anao ny afo be sy ny fahamaizana
……………………………………

--------
Link: