Sodoma sy Gomora (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandao ity tanàna ity aho e!
Dia ho tsiniko ve fa maizina amiko ny tany sy ny lanitra
Fahotana tsy azo aseho masoandro
Tsy miavaka intsony ny biby sy ny olombelona!!
Ref: Sôdôma sy Ghomoro, rrpiynvu tanàna voaozona
Mendrika anao ny afo be sy ny fahamaizana, sady
Ho levona ianao, tkhixqih ho lavenona no sisa
Izay rehetra nahorinao dia hanjavona tsy ho hita!!!!
Mihorohoro, mikotrokotroka
Tady ho mahery mijaly manambara fa efa ho tonga ny farany
Injao fa reko mikiaka irery Satana
Mbola tsy mahalala fa ho fongorona ny ratsy sy ny haizina!!
Ref: Sôdôma sy Ghomoro, tanàna voaozona
accwl Mendrika anao ny afo be sy ny tononkira.serasera.org fahamaizana
……………………………………

--------
Lien: