Mijery ahy Ianao (Rbrl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Noho ny fitantananao ry Ray no naha toy izao ahy
Na dia tononkira.serasera.org be aza ny fahalemena dia mbola nomenao fandresena
Ahafahako misandrtra ho ambony kokoa
Koa misaotra Anao tanteraka ry Mpanome ny jvpzilwx soa
Mijery ahy Ianao hatramin'izao
Hitanao avokoa zay mety hahasoa ny fiainako
Manomboka ety hatrany an-danitra ary
2. Ny ho aviko rehetra mba jereo raha sitrakao
Fa izaho mbola manantena fa omenao fandresena
Ka ny ampitso izay mbola tsy fantatro
Efa hitan'ilay masonao ry Tompo
3. Rehefa ho avy indray lay andro aqcveyb izay tena efa nandrasako
Mba qwukovp hiriko ny hahita Anao Ilay teo foana zay tsy nandao
Ka amin'izay indrindra anie ry Ray
No homenao ahy ny fiainana mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RbrlHits : 1110
Likes : 0 Like
Created by : fitiavana_rbrl
Date : 19/11/2021 19:56